Actualités

Zaza tsy ampy taona miasa Maherin’ny 2 tapitrisa


  • Alatsinainy 24 Jolay 2017

Araka ny tarehimarika navoakan’ny avy eo anivon’ny birao iraisam-pirenena momba ny asa (BIT) dia maherin’ny 2 tapitrisa amin’izao fotoana izao ireo zaza tsy ampy taona miasa eto amintsika.

 Ny atsasa-manilan’izy ireo aza moa, raha ny fanazavana, dia manao asa tsy eran’ny ainy. Ho an’iny tapany avaratra iny, ohatra, dia mahatratra 2 alina ireo zaza tsy ampy taona ampiasaina amin’ny fitangosana lavanila. Tafiditra ao anatin’ny asa tsy eran’ny aina ary saika hita manerana ny nosy ny fikapohana vato sy fivarotan-tena ary ny asa an-trano.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT