Actualités

Za’Gasy Sahy Mandroso Namarana ny hetsika fandrarahana D.D.T


  • Talata 26 Desambra 2017

Namarana ny hetsika fandrarahana ranom-panafody D.D.T notontosainy tamin’ity taona 2017 ity ny sabotsy 23 desambra teo ny fikambanana Za’Gasy Sahy Mandroso.

Tokantranona mpikambana niisa 360 tao amin’ny fokontany 6 ao amin’ny Boriborintany faha-2 (La Haute, Ambohipotsy, Anjohy, Morarano, Androndra ary Mahazoarivo) no nanatanterahana izany ka ny filohan’ny fikambanana Ratiharison Jean Navandahy no nitarika ny asa natao. Nambarany fa amin’ny volana janoary indray no tohin’ny hetsika ka anjaran’ny Boriborintany faha-3 sy faha-5 indray no hisitraka.

 

Ntsoavina Evariste

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT