Actualités

Vondrona Telma Nankasitraka ireo mpiasa mahafatrapo


  • Talata 26 Mey 2015

«Ny olombelona no voalohan-karenan’ny vondrona Telma», hoy ny tale misahana serasera maha olon’ny Telma Ramamonjiarisoa Jean Luc nandritra ny fanoloran’ity orinasa ity mari-pankasitrahana ireo mpiara-miombon’antoka tranainy sy am-perinasa miisa 65 manerana ny nosy avy amin’ny sampandraharaha samihafa ny zoma 22 mey lasa teo.

 

 

 Nahazo medaly volafotsy ireo mpiasa miisa 10 nahefa 15 taona. Nandray medaly alimo kosa ireo mpiasa 55 nahatontosa 10 taona teo anivon’ny orinasa. Miakatra 5% ny fisotroan-drononon’ireo mpiasa misitraka medaly alimo raha 10% kosa izany ho an’ireo niambozona medaly volafotsy. Tsangan-kevitra ara-paikady politika misahana ny harena maha olona faha-4 ao anatin’ny vondrona Telma mandritra ity taona 2015 ity moa ny fankasitrahana ny vokatra tsara avy amin’ireo mpiasan’ny orinasa. 

 

Ramano F. 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT