Actualités

Voin-kava-mahatratra Nanolotra 585.964.840 Ariary ny Indiana


  • Alarobia 15 Aprily 2015

Tonga nanolotra taratasim-bola mitentina 585.964.840 Ariary tamin’ny minisitry ny raharaham-bahiny malagasy Atallah Béatrice tetsy amin’ny birao fiasan’ity farany etsy Anosy omaly ny ambasadaoron’i Inde miasa sy monina eto Madagasikara Chandra B.

 

Thapliyal, ho fanehoan’i Inde firaisankina amin’i Madagasikara taorian’ny voina nateraky ny rivodoza «CHEDZA» sy ny rotsak’orana niteraka tondra-drano saika nanerana ny Nosy farany teo ary ny haintany miteraka kere any atsimo.

Nangonin’i Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT