Actualités

VMSA sy ny fifidianana ben’ny tanŕna Miantso ny vahoaka ho tony eo am-piandrasana ny vokatra


  • Alakamisy 17 Septambra 2015

Ny sabotsy 19 septambra ho avy izao no hivoaka amim-pomba ofisialy ny voka-pifidianana Ben’ny tanŕna manerana ny Nosy, taorian’ny fandraisan’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana an-tanana izany

 

. Mba hisian’ny filaminana  eto amin’ny tany sy ny firenena ary dia nanao antso avo tamin’ny vahoaka ny Vondrona miaro ny safidim-bahoaka sy ny ara-dalàna na ny VMSA  mba ho tony eo am-piandrasana izany ary hanaiky izay didy havoakan’ny fitsarana. Mialoha izay anefa dia nanao antso tamin’ireo mpitsara ihany koa ny VMSA mba tsy handairan’ny teritery sy ny fampitahorana fa haka fanapahan-kevitra araka ny lalàna sy ny feon’ny fieritreretana irery ihany. Nomarihin’ireo fikambanana sy antoko politika ary olon-tsotra mpikambana ao amin’ity VMSA ity moa fa tsy maintsy mandroso hatrany isika amin’ny resaka fifidianana satria zava-dehibe amin’ny firenena iray ny fahamarinan-toeran’ny fitondram-panjakana.

 

Ra-Paoly : Ka ho avy ny fifidianana sy fanendrena Loholona dia misehoseho indray ireo tsy hita tao ho ao e !

 

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT