Actualités

Vehivavy sahirana eto an-drenivohitra Nahazo fanampiana manokana


  • Alarobia 25 Novambra 2015

Reny mpiahy sy mitsinjo ny vahoakan’Antananarivo ihany koa ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana.

 

Manan-danja aminy manokana ny fanomezana andraikitra sy fampandrosoana ireo vehivavy sahirana eny anivon’ny fokontany. Asa mivaingana ho fanohanana azy ireo ny tetikasa «Maison Digitale pour les femmes» natsangana ao amin’ny boriborintany faha-4 vokatry ny fiaraha-miombon’antoka eo amin’ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo, ny Ong East ary ny Fondation Orange. Efa nanomboka tamin’ny volana jona 2015 ny tetikasa ary hifarana ny volana mey 2016.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT