Actualités

Tsimbazaza Nodimandry ilay rameva nomen'ny Filoha libianina


  • Alakamisy 04 Novambra 2010


Ny talata lasa teo no maty ny iray tamin'ireo Rameva nomen'ny filoha libianina ho an'ny malagasy. Noho ny fifandraisana manokana teo amin'ny filoha Ravalomanana Marc sy ny filoha libianina Mouamar Khadafi no nanomezan’ity farany ireto rameva ireto. Voaara-maso  tsara tamin'izany fotoana ny fikarakarana sy ny fitsaboana ary indrindra ny sakafon'izy ireo. Rehefa tsy teo amin'ny fitondrana intsony Atoa Ravalomanana Marc dia nanomboka niha nahia andro aman'alina ireto biby ireto. Ka izao niafara amin'ny fahafatesan'ny iray izao mihitsy.

Fa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT