Actualités

Tsenan’Analakely Maharaka vaovao amin’ny radio ireo mpivarotra


  • Alakamisy 23 Febroary 2017

Mandeha tsara ny radion’ny tsena hifampiseraserana amin’ireo mpivarotra napetraky ny CUA ao Analakely ka afaka manaraka ny vaovao rehetra misy eto amin’ny firenena sy manerana an’izao tontolo izao indray ankehitriny ireo mpivarotra ao.

Mbola ho avy tsy ho ela ny any amin’ny tsena hafa eto amin’ny Boriborintany 6 eto Antananarivo Renivohitra, araka ny fanamarihana nomen’ny tompon’andraikitra eo anivon’ity tanànan’Iarivo ity. Inoana fa tsy ho tompon-trano mihono intsony amin’ny zava-misy eto amin’ny toerana misy azy ireo mpivarotra eto Iarivo manomboka izao.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT