Actualités

Traboin’ny rivodoza any Manakara Ho avy ny fanampiana , hoy ny depiote Abel


  • Talata 09 Janoary 2018

Tahaka an’ireo toerana rehetra nandalovan’ny rivodoza Ava farany teo dia maro dia maro ihany koa ireo havana traboina any amin’ity distrika ity, hoy ny depiote Razafimahatratra Abel voafidy tany an-toerana.

Milaza amin’izy ireo sy ny vahoakan’i Mananjary manontolo ny tenanay, hoy izy, fa na dia efa nanao izay ho afany tamin’ny fizarana vary ho an’ny rehetra aza ny Prefet any an-toerana dia ho avy tsy ho ela ny fanampiana avy amin’ny fitondram-panjakana. Manoloana ny fiakaran’ny rano anefa dia maro ny toerana dibo-drano ka miangavy ny vahoakan’i Mananjary ny tenako : havoty ny aina fa aza atakalo ny voly sy fiompiana kely ka mamonje toerana avo ary manaraha ny torohevitra homen’ny Bngrc fa ny herim-po fanary ary dia mankahery ny rehetra amin’ny fiatrehana ny zava-misy.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT