Actualités

Tonelina Ambohidahy Misy midaroka tampoka andro antoandro


  • Alakamisy 10 Septambra 2015

Raim-pianakaviana iray, 43 taona, no nisy nikapoka tampoka tamin-javatra tao anaty tonelina Ambohidahy hivoaka an’Analakely raha iny handeha hitady sakafo antoandro iny.

 

 Fanina avy hatrany ilay raim-pianakaviana ka nidaraboka tamin’ny tany. Olona mahafantatra azy no nitondra azy avy hatrany tany amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha noho ny ratra teo amin’ny lohany. Mpiasan’ny orinasa iray eo amin’ny manodidina ihany mantsy izy, mpandray antontan-taratasy momba ny fiara ary be mpahafantatra. Noho ny ra be loatra nandeha taminy dia voatery nafindra teny amin’ny hopitaly manara-penitra Andohatapenaka ny tenany . Tsy nisy nahiana ny ainy ary efa nivoaka ny hopitaly izy. Manahy ny fianakaviany sao dia miverina indray ireo mpively “bois rond” eto an-drenivohitra.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT