Actualités

Tonelina Ambanidia Hakatona vonjimaika amin’ny zoma 20 martsa


  • Alakamisy 12 Martsa 2015

Hanomboka amin’ny alatsinainy izao ny asa fanamboarana ny tonelina Ambanidia, hoy ny minisitry ny asa vaventy Roland Ratsiraka, ary haharitra roa volana ny asa.

 

 

Hakatona vonjimaika ny fifamoivoizana ao anaty tonelina amin’ny zoma 20 martsa eo anelanelan’ny amin’ny 10 ora alina ka hatramin’ny 5 ora maraina. Nanamafy i Roland Ratsiraka fa tsy misy atahorana ny amin’io fotodrafitrasa io, fa fanamafisana no hatao.

 

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT