Actualités

Toliara Saika nirehitra ny fonja


  • Alatsinainy 21 Jona 2010


Zava-doza ity nitranga tany Toliara omaly tolakandro ity. Nirehitra ny tsena tao Bazary be ary saika may hatramin’ny fonjaben’i Toliara. Ireo tsena 30 may tany an-toerana omaly mantsy dia mifanila vodirindrina amin’ny fonja. Araka ny voalazan’ireo tompon’ny tsena may tany an-toerana dia niniana natao mihitsy ity fandoroana tsena ity.

Raha ny voamariky ny mpijery kosa tamin’ity fahamaizana ity dia maro tamin’ireo tsena may no an’olona mpiavy. Tsy mbola fantatra kosa hatreto izay tena antony marina nahatonga izao fahamaizana izao. Tsy nisy ny naratra na namoy ny ainy, saingy betsaka tamin’ireo tompon’ny tsena may no torana nahita ny firehetana. Misokatra ny fanadihadiana.
 
Fa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT