Actualités

TOLIARA – MIKOLAY NY MPANJIFA Mitobaka ny entana lany daty


  • Alakamisy 02 Aprily 2015

Miakatra isan’andro ny vidin’entana eny an-tsena any Toliara, indrindra ireo kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro sy sakafo. Mameno tanŕna ny entana hosoka sy lany daty.

 

 

 

 Ankoatra ny vary nidina kely 20 ariary ny iray kapoaka, raha 500 Ar teo aloha, dia anisan’ny mampikolay ny maro tato ho ato ny fiakaran’ny vidin’ny PPN sy legioma. Ny tongolobe amin’izao ao Toliara 5 000 ariary ny kilao raha mahita mora. Ny kilaon’ny voatabia 4 500 Ar. Niaka-bidy avokoa ny voamaina rehetra. Ny hazandrano sy hena tsy zaka vidina intsony. Ratsy ny tsena ho an'ireo mpivarotena. Velon-taraina ny mpanjifa, mahantra ny ankamaroan’ny tokantrano malagasy tsy mahangom-bola intsony, ary tsy ao anatin’ny tetibola intsony ny fitsaboan-tena raha marary, ny fividianana fitafiana ...

Eric

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT