Actualités

Toetr’andro Mbola ho kely ny rotsak’orana


  • Alarobia 25 Novambra 2015

Hanamarika ity herinandro ity ny fitohizan’ny ny filatsahan’ny orana ny folakandro sy ny alina manerana an’i Madagasikara afa-tsy ny tapany atsimo andrefan’ny nosy,

 

 araka ny vinavinan’ny mpamantatra ny toetr’andro. Mbola ho kely anefa io rotsak’orana io saingy afaka manararaotra izany sahady ireo tantsaha amin’ny fambolem-bary, tsaramaso, kabaro, katsaka sy ireo masomboly hafa. Hisy fidinana ihany koa ny hafanana mandritra ity herinandro ity, araka ny fanamarihana avy amin’ny sampandrandraharaha eny Ampandrianomby.

Ramano F. 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT