Actualités

Tale jeneralin’ny Jirama Tsy mbola misy sahy mametraka dosie


  • Alarobia 01 Martsa 2017

Ny 25 martsa ho avy izao no farafametrahana ny antontan-taratasy hifaninanana ho tale jeneralin’ny orinasa jirama, raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra.

 Hatramin’izao anefa, raha ny vaovao farany, dia tsy mbola misy tamingan’antontan-taratasy na dia iray aza voarain’ny eo anivon’ny sampana misahana izay fikarohana tale jeneraly vaovao izay. Raha ny fanamarihan’ny tompon’andraikitra anefa dia ireo tena antontan-taratasy ara-bakiteny, izany hoe tsy alefa mailaka akory fa aterin-tanana sy alefa paositra (recommandés) ihany no azo ekena ho isan’ny hifaninana.

Mirija  

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT