Actualités

Tale jeneralin’ny fananan-tany « Tsy ara-dalŕna ny taratasin’ny Tiko »


  • Alarobia 28 Oktobra 2015

Tsy ara-dalŕna ary tsy manan-kery ny taratasy eny am-pelatanan’ny orinasa Tiko momba ny tany misy ny labatoara eny Andohatapenaka, hoy ny tale jeneralin’ny fananan-tany Rasolomampionona Hasimpirenena omaly

 . Nambarany nanoloana ny mpanao gazety fa ny lalàna manankery amin’izao fotoana no manamarika fa olona roa ihany no afaka manasonia ny fifampivarotana tanim-panjakana dia ny minisitra misahana ny fananan-tany na ny prefen’ny faritra ao amin’ilay faritritra misy ny tany. Minisitra hafa anefa no nanasonia ny taratasy fananan-tanin’ny Tiko tamin’ny 2009 ka noho izany dia tsy manan-kery ka dia mbola mijanona ho an’ny fanjakana ny tany, hoy hatrany ny fanazavany. Ara-dalàna ary nanaja ny dingana rehetra kosa ny fifampivarotana ny tany teo amin’ny fanjakana sy ny Seimad tamin’ity volana oktobra 2015 ity, hoy Rasolomampionona Hasimpirenena.


Nangonin’i RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT