Actualités

Taham-pahavitrihana – Fifidianana kaominaly 19,44% no ambany indrindra, teny Andoharanofotsy


  • Alatsinainy 24 Aogositra 2015

Tao amin’ny kaominina Andoharanofotsy, distrika Antananarivo-Atsimondrano, faritany Antananarivo no ambany indrindra ny taham-pahavitrihana tamin’ny fifidianana kaomininaly natao ny 31 jolay 2015

 

. Ny 6.743 tamin’ireo mpifidy 34.693 voasoratra anarana monja no tonga nifidy manome 19,44%. Lasan’ny TIM (42,920%) ny toeran’ny Ben’ny tanàna ao. Tany amin’ny kaominina Ambatolahy, distrika Ankazoabo Sud, faritany Toliara kosa no ambony indrindra ny taham-pahavitrihan’ny mpifidy tamin’iny andro iny 91,19%. Mpifidy niisa 580 tamin’ireo 636 voasoratra anarana no tonga nandatsa-bato. Avy amin’ny HVM (54,29%) no mitarika vonjimaika amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna.

Jean D.

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT