Actualités

Sidex-OI Mitsinjo ny sarambabem-bahoaka


  • Zoma 04 Desambra 2015

Maro no maniry ny hanatsara na hanavao ny fiarany rehefa faran’ny taona toy izao.

 

 Ny hafa indray fanamafisam-peo miaraka amin’ny jiro maroloko no ilainy, hanamasahana ny fetin’ny faran’ny taona sy hitsenana ny taona vaovao. Sahiran-tsaina ihany anefa mitady ny tranombarotra ahitana ny mora nefa tsara, noho ny fahefa-mividy maivamaivana, vao avy nivoaka ny krizy lavareny rahateo. Mamaly ny filan’izy ireny ny Sidex-OI etsy Avaradoha. Manao fihenam-bidy lehibe ity tranombarotra ity ho fitsinjovana ny sarababem-bahoaka amin’izao faran’ny taona izao, amin’ireo entana sy kojakojan’ny fiara amidiny.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT