Actualités

SECES sampana Antananarivo Hanao fitokonana fanairana rahampitso


  • Talata 10 Martsa 2015

Tsy voalamina akory ny olan’ny mpiasan’ny fananan-tany sy ireo mpiraki-draharahan’ny fitsarana dia fantatra izao fa hanao hetsika fanairana mba ho fanoherana ny filazana manjavozavo momba ny fampiatoana ny “Maintien en Activités” sy ho

 

fanamafisana  ny  fitakiana  ireo  zo  efa  voalazan’ny  lalàna  manankery (Lalàna n°2003-008 tamin’ny 05 septambra 2003 no mamaritra ny mikasika ny « Maintien en activité»)  indray ireo mpampianatra mpikaroka eny amin’ny oniversite araka ny tapaka nandritra ny fivoriamben’ny SECES sampana Antananarivo,  omaly alatsinainy. Eny amin’ny Esplanade Ankatso no hifanome fotoana izy ireo rahampitso alarobia manomboka amin’ny 10 ora maraina. Ankoatra izay dia mitaky ny handoavana ao anatin’ny fotoana fohy ny tambin-karama momba ny ora ambony ampanga ny taona 2013-2014 ihany koa ireto mpampianatra mpikaroka ireto ary nampatsiahy fa  mila hapetraka marim-pototra tsara ny fifehezana ny rafitra LMD, mba tsy hisy taranaka hatao sorona vokatry ny andrana.

Nangonin’i RTT  

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT