Actualités

Rezervista te ho miaramila Sarotra ny fandidiana


  • Alarobia 27 Oktobra 2010


Omaly dia nangataka fihaonana tamin’ny filohan’ny FAT teny Ambohitsorohitra ny fikambanan’ny tanora rezervista. Ny sekretera jeneralin’ny prezidansa no nandray azy ireo ny hariva. Tamin’io no namoahan’ireto rezervista ireto ny alahelon’izy ireo satria fantatra tamin’izany fa tamin’ny 2007 no efa nanantena ny horaisina miaramila raikitra izy ireto. Hatramin’izao anefa dia tsy nisy na iray tamin’izy ireo aza voaray. Omaly dia efa nanapa-kevitra ny hanamafy ny fitakian’izy ireo ireto rezervista ireto. Araka ny loharanom-baovao avy eo anivon’ny Tafika anefa omaly raha nanontaniana ity tranga ity dia tsy afaka manao izany ny Tafika. Ny anton’izany dia noho ny tsy fisian’ny vola natokana amin’izany. Ny efa miaramila aza manahirana ny FAT no manome ny karaman’izy ireo koa mainka fa mbola ampiana ireto rezervista ireto indray, hoy ihany ny fanazavana. 

Fa
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT