Actualités

RENIRANON’I MANGOKY Mpaka trondro maty navadiky ny lakana


  • Alakamisy 26 Martsa 2015

Malaza masia-dolo sy voay ny reniranon’i Mangoky any amin’ny distrikan’i Morombe. Raim-pianakaviana iray tokony ho 45 taona no maty navadiky ny lakana raha iny izy naka trondro iny, afak’omaly tolakandro, tany amin’ny reniranon’i Mangoky, ary mbola tsy hita ny razana hatramin’izao.

 

 Tsy nisy rivo-mahery mety ho nampivadika ny lakana na rano be niakatra tampoka tamin’io andro io. Efa mahazatra an’ity lehilahy ity ny maka trondro sy manarato eo  rehefa avy any an-tsaha. Izy tsy tafody ny alina no nahataitra ny fianakaviany, ka natao avy hatrany ny fikarohana. Hita teny amoron-drano ny lakana nentiny.

Eric R

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT