Actualités

Razanamahasoa Christine Niaiky fa tsy mahaleotena ny Fitsarana


  • Zoma 06 Aogositra 2010


Olana efa nampitaraina ireo manan-draharaha eny amin’ny tribonaly hatrizay ny fitongilanana na fiandaniana amin’ny didy avoakan’ny mpitsara sasany. Raha nanontaniana momba ny fahaleovantenan’ny Fitsarana ramatoa ministry ny fitsarana ao amin’ny governemantan’ny FAT, Razanamahasoa Christine, dia niaiky fa misy ampahany amin’ny mpitsara tokoa no manaraka ny baikon’ny lehibeny. “Ny mpitsara ao amin’ny fampanoavana ahitana ny tonia mpampanoa lalàna (Procureur) sy ny tonia ambony mpampanoa lalàna (Procureur Général) ary ny lefitry ny mpampanoa lalàna (Substitut) dia azo atao ny manome baiko azy”, hoy ny ministra. Manana ny fahalalahany tanteraka kosa anefa ary tompon’andraikitra amin’ny didy avoakany ireo mpitsara mpamoaka didy raha ny fanazavany ihany.

Yves

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT