Actualités

Ravalomanana sy ny OIF


  • Alakamisy 01 Febroary 2018

Tonga nitsidika ny filoham-pirenena teo aloha sady filoha nasionalin’ny Tiako i Madagasikara,Marc Ravalomanana teny amin’ny trano fonenany teny faravohitra omaly ny delegasionina avy amin’ny fikambanan’ny Frankofonia (OIF) notarihan’i Djibou Salou, filohan’i Nigeria teo aloha.


Tsy nisy ny fanambarana ofisialy taorian’ny fihaonan’ny roa tonta, re kosa anefa fa manodidina ny fifidianana filoham-pirenena ny lahadinika ary nanindry mafy ny amin’ny hamelana ny kandida rehetra handray anjara amin’io fifidianana io ny OIF. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT