Actualités

Ratovoson Manoelina Hery “Mila mahatsapa ny andraikitra ny tsirairay”


  • Alatsinainy 24 Aogositra 2015

Raha ny resaka “pacte de responsabilité” no asian-teny, hoy ny depiote Ratovoson Manoelina Hery mpisolotoerana voafidy tany Fianarantsoa I

 

, dia tsotra ihany no azo ambara : tsy ny fifanarahana hifanaovan’ny rehetra izay mitady hifanotofana no tokony hahamaika fa amiko dia ny fahafantaran’ny tsirairay avy ny andraikitra tena sahaniny no tena fototr’izany “pacte de responsabilité” izany. Ka miainga avy amin’ny filohan’ny Repoblika tenany mihitsy tokony hahafantatra marindrano izay tena takian’ny vahoaka sy ny firenena aminy amin’ny fampandrosoana marina an’ity firenena ity vao manaraka ny rehetra ka izahay depioten’i Madagasikara, ohatra, dia tokony hitondra ny tenin’ny vahoaka nifidy anay ary hampita izany amin’ny fitondrana mpanatanteraka mba hampanjary asa ny hetahetany ka hahasoa ny fiainany izay vao tokony hisy izany “pacte” hifanarahana izany raha ilaina.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT