Actualités

Ratefiarivony Jaona Tetibola misy fiantraikany amin’ny vahoaka no ilaina


  • Zoma 27 Novambra 2015

« Manoloana ny volavolan-tetibolam-panjakana 2016 dia heverinay solombavambahoakan’i Madagasikara ho zava-dehibe ny hoe :

 inona no  miantraika mivantana amin’ny fiainam-bahoaka ? Tianay hotsipihana hoe manao ahoana ny karaman’ny mpiasam-panjakana 2016 fa tena anisan’ny mampimenomenona  mpiasa io ? Eo koa ny hoe manao ahoana ilay  fampandrosoana ifotony fa misy distrika mahazo tombony noho ny hafa ? Rehefa mijery ao anatin’ilay boky isika dia mahita fa misy hatrany amin’ny 100 miliara ariary ny eo amin’ny minisitra miandraikitra ny tetikasan’ny filoham-pirenena. Misy departemanta manana 200 miliara Ariary ka efa misy vola betsaka ireo tokony mba hampifandanjana fa any amin’ny minisitera sasany tena ambany dia ambany zara raha misy ka mandringa ilay fampandrosoana an’i Madagasikara”.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT