Actualités

Rarivato fiarovana ny sisin-dranomasina ao Toliara Misy mangalatra ary amidy mora


  • Alakamisy 02 Aprily 2015

Lalim-paka ny fahantrana ! Misy mangalatra ireo bolongam-bato rarivato natao hiarovana ny sisin-dranomasina tsy hokaohan’ny riaka ao amoron-driaka Toliara.

 

 

Tamin'ny fanadihadiana natao no nahafantarana fa misy maniraka ireo mpangalatra ary izy ireo no mividy amin'ny sarany ambany ny vato hanamboarana trano na fotodrafitrasa hafa ao Toliara ao ihany. Mampalahelo fa maro amin'ireo asaina mangalatra vato no tsy mahafantatra akory izay mety ho fiantraikany ratsy amin' ny ranomasina. Ambonin’izany, misy mikapa ihany koa ireo ala honko (toerana fonenan’ny hazandranomasina sy fanatodizany) atao kitay, hazon-trano ... Ny torapasika eny amoron-dranomasina moa lasa fanarian’olona zazarano sy fanariam-pako ary fanaovana maloto (w .c public).

 

Eric R.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT