Actualités

Rangahy 51 taona Tratra nivarotra rongony 65 fonosana


  • Alarobia 09 Desambra 2015

Rongony efa vita fono ao anatin’ny taratasy no tratra tamin’ity raim-pianakaviana tokony ho 51 taona. Amidy Ar ny iray fonosana amin’ireto zavamahadomelina ireto.

 

 

Ny loharanom-baovao nomen’olona tsara sitrapo an’ireo mpitandro ny filaminana no nahafahana nisambotra azy io. Teny amin’ny fokontany Ampasika izy no tratra ary raha nosavaina dia fonosana rongony miisa 65 no tao anatiny. Nilaza ny kaomandin’ny polisim-pirenena Ramaharazoky Didier fa efa fanaon’ity rangahy ity ny mivarotra rongony io ary efa avy nigadra koa izy, noho io fivarotana zavamahadomelina io hatrany. Marihina fa tsy ampy herintaona akory izay ny nitazomana azy tao am-ponja dia izao mamerina ny ataony izao.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT