Actualités

Ramahasindy Koko Herisoa Reraky ny tsy fandriampahalemana ny any Midongy Atsimo


  • Alakamisy 29 Oktobra 2015

Tena reraky ny tsy fandriampahalemana toy ny any an-toeran-kafa manerana ny nosy ny vahoaka any amin’ny distrikan’i Midongy Atsimo, hoy ny depiote Ramahasindy Koko Herisoa,

 

 voafidy tany an-toerana ka miangavy indrindra ny fitondram-panjakana mba hijery ifotony ny mahazo ny mponina any. Tsy afaka misahana ny fihariana andavanandro fanaony ny vahoaka noho ny hafitsok’ireo dahalo izay tsy vitan’ny mangalatra ny ombin’olona fa mbola mihetraketraka mamono mahafaty izay tratrany ihany koa. Tena efa reraky ny matory any an-tsaha noho ny tahotra fanafihan-jiolahy ny vahoaka ka mbola mamerina ihany ny fiangaviana  ny fanjakana mba hijery akaiky an’ity tsy fandriampahalemana ity.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT