Actualités

Raherisoa Vololona Victorine Mitohy ny asa soa ho fampirisihana ny tanora


  • Alarobia 25 Martsa 2015

Tsy niandry ela fa ora vitsivitsy monja taorian’ny nibatan-dry zareo ny amboara naha tompondakan’ny seksiona Antananarivo Renivohitra sokajy D-1 elite 2 sy nandroahana ny omby nody teny Ambohimanarina dia tonga nisaotra ny depiote Raherivoa Vololona Victorine voafidy teny amin’ny Boriborintany faha-6

 

 Ny ekipa mpanao rugby an’ny Asa Ambohimanarina noho ny fanampiana lehibe nomen’ity depiote azy ireo nanomanana iny lalao famaranana iny. Tena nanampy betsaka anay tamin’ny fandrombahana ny fandresena ny fanampiana azo, hoy ny mpitantana ny klioba ka maromaroa ny tompon’andraiki-panjakana hanao ny tahaka izany. Tafiditra ao anatin’ny ezaka fanaovana asa soa ho fanampiana ny tanora eny amin’ny boriborintany ny hetsika natao, hoy ny depiote Vololona izay mbola nanolotra hafaliam-po hafa indray ho fankaherezana ny Asa Ambohimanarina.

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT