Actualités

Raharaha Marc Tatandraza Amin’ny 7 mey ny didim-pitsarana


  • Zoma 20 Martsa 2015

Taorian’ny fiakaran’ny raharaha Marc Tatandraza teny amin’ny fitsarana ny alatsinainy teo dia fantatra fa nahazo fahafahana vonjimaika izy ireo. Ny alakamisy 07 mey izao no hamantarana farany ny mety ho tohiny ny raharaha io izay niteraka fikorontana tao Mahajanga izay niafara tamin’ny fandratranana olona

 
. Fanapa-kevitra izay nahadiso fanatenana ny mponina ity nivoaka ity na dia efa nisy ihany aza ny mitaky ny tokony hampidiran’ireo delegasiona Tatandraza any am-ponja. Taorian’io anefa dia midoka tena eran-tanana ny ekipan’ny ity apostoly mpisokoly ity fa tsy raikitra ny fanagadrazana azy ireo teny amin’ny fitsarana satria dia izay ny fahagagana nandrasan’izy ireo tamin’ny fotoam-pitsarana. Nilaza ny sasany ireo namany fa tsy maintsy ho afaka madiodio I Mzrc Ttandraza amin’ny volana Mazy izay hiakaran’izy ireo eny amin’ny fitsarana io. Midika ve izany fa efa azon’ny ekipan’ny Apostoly ity indray ny olon’ny fitsrana matoa tsy nahasahy nampidoka azy ireo teny am-ponja? Ho hita ny valiny!!!

                                                                                                                                Tolin

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT