Actualités

Raharaha labatoara Ankaditratombo Nahazo fahafahana vonjimaika ireo voarohirohy


  • Alarobia 22 Aprily 2015

Nahazo fahafahana vonjimaika avokoa ireo olona 16 voarohirohy tamin’ny raharaha labatoara Ankadindratombo ka nisy nitory teny amin’ny Bianco ary nalaina am-bavany teny amin’ny “Chaîne Penale” teny 67 ha omaly mandra-piandry ny fotoam-pitsarana amin’ny 26 aogositra izao, rehefa nahemotra in-droa ny fakana am-bavany.

  Voalaza fa mbola nakana toromarika tany amin’ny minisitra tompon’andraikitra vao hatao ny fakana am-bavany. Io fihemoran-dava io sy izany hoe fakana toromarika amin’ny minisitra izany no tsy nitrangako intsony eny amin’ny 67 ha, hoy Rafanomezantsoa Jean Nirina nampiditra ity raharaha  ity teny amin’ny Bianco. Mba ho lavitra ny ady amin’ny kolikoly raha izao zava-mitranga izao no zohina, hoy izy ka naleoko nijanona tsy niatrika ny “Chaîne Penale” intsony, izaho kosa anefa dia mankato ny didy navoakan’ireo mpitsara nanao famotorana.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT