Actualités

Radio Fahazavana Nohainoana ny teknisianina sy ny mpiambina


  • Zoma 18 Jona 2010


Teknisianina roa sy mpiambina roa no natao fanadihadiana ifotony omaly mahakasika ilay raharaha FIGN ny alakamisy 20 mey 2010. Nohainon’ny mpitsara zokiolona nandritra ny adim-pamantaranandro roa teo ireo dia nalefa niverina teny Antanimora indray avy eo. Tsy nisy ny nipika ny momba izay nitranga noho ny fanajana ny tsiambaratelon’ny fanadihadiana. Tantara mitohy hatrany izany ny momba ity onjam-peo ity. Rehefa nolavin’ny filankevi-panjakana ny fangatahana ny hamohana indray ny Radio Fahazavana dia mbola nolavin’ny mpitsara ihany koa ny amin’ny hanomezana fahafahana vonjimaika ireo mpanao gazety sy teknisianina ary mpiambina eo anivony.  

r.d

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Faminaniana vaovaon'i Pr Mailhol
  • Zoma 24 Aprily 2026

"Amin'ny 2030

  • Fampandrosoana miainga
  • Zoma 24 Aprily 2026

amin’ny famokàrana Nampiharin’ny mpanjanaka

  • Tany eto madagasikara
  • Zoma 24 Aprily 2026

Hofoanana ny tany colons,

  • Business day
  • Zoma 24 Aprily 2026

andiany voalohany

  • NY TENA FIAINAN-DRAMALAGASY
  • Zoma 24 Aprily 2026

MARIO mpitondra lakana

Hijery ny tohiny
FTT