Actualités

Polyteknika Vontovorona Navoaka nalaky ny vatsim-pianarana


  • Alakamisy 19 Novambra 2015

Saika savorovoro indray teny amin’ny Polyteknika Vontovorona omaly.

 

Resaka vatsim-pianarana tsy voaloa ara-potoana no saika nampijolofotra ny afo. Efa tonga teny rahateo ny Emmo-Reg, ary efa nanetroka. Nihazakazahan’ny avy amin’ny oniversite navoaka omaly ihany ny fandaharam-potoana fizarana vatsim-pianarana nampitoniana ny fitakiana, ary ny hariva aza dia efa raikitra ny fizarana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT