Actualités

POLISIM-PIRENENA Nosoloina vaovao ny karatra maha matihanina


  • Talata 10 Novambra 2015

Nosoloina vaovao ny karatra maha matihanina ireo polisim-pirenena. Nampahafantarina tamim-pomba ofisialy omaly izany hialana amin’ny fiahiahiana mety hahazo ny rehetra

 

. Hanomboka hozaraina amin’ny talata 17 novambra ho avy io ny karatra. Ny logiciel Windev 19 no nampiasaina izay hamoaka ny isan’ny polisy eran’i Madagasikara. Tsy misy « fantôme” amin’ny polisy fa ireo alefa hafindra toerana any Mampikony tsy mandeha fa mijanona ao Mahajanga, ohatra, no misy. Tsy biometrika tanteraka io karatra io  saingy maneho ny mombamomba ilay polisy iray manontolo. Efa telo volana no nanombohan’ny asa, hoy ny fanazavan-dRandrianarisoa Fanomezantsoa tompon’andraikitra misahana ny maha olona eo anivon’ny polisim-pirenena. Mikasika ny trangana fisandohana amin’ny fampiasana ireny karatry ny polisy ireny indray dia fantatra fa ny jiolahy no tena manao izany saingy tsy betsaka.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT