Actualités

«Piscine olympique» Dobo an-drano tao


  • Zoma 12 Oktobra 2012

Nipoapoaka ny fampanantenana ny tanora mpanao fanatanjahantena Malagasy fa dia hanamboarana «Piscine olympique», mba hahafahan’izy ireo manao fanazarantena mandavan-taona.

 Tsy izay anefa aloha no zava-misy fa mety dobo an-drano tany ilay fampanantenana. Raha ny dobo filamanosana etsy Ankadifotsy, ohatra, dia sady lasa fivarinan’ny rano maloto, no fanahazan-damba sisa, nefa mety mahavonjy sy mahavaha olana ihany raha toa ka nisy finiavana hanarina azy. Mandrapaha aloha dia ny kianja filalaovana baolina lavalava no nihazakazahana hovitaina ato anatin’ny efa-bolana. Ilay kianja sentetika nampanantenaina ny Gônan’Ambato tamin’ny septambra 2009 aza moa dia iny voatery noraisin’ny Kaominina Ambatondrazaka an-tanana iny ny fanamboarana ny asa sasany.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT