Actualités

Paositra Malagasy Mivoatra manaraka ny teknolojia


  • Talata 05 Mey 2015

Nasiam-panavaozana ny birao vaovaon’ny paositra Malagasy etsy Analakely. Ankoatra izay dia amin’ny alalan’ny solosaina ihany koa no hikirakirana ny asa rehetra hatao ao amin’ity ivontoerana ity manomboka izao izay tsy hitsahatra hivoatra, araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny paositra Razafimanantsoa Stéphanoel

 

.  Fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa no tanjona. Lanonana natrehin’ny PDS-n’Antananarivo Ny Hasina Andriamanjato sy ny minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra Rakotomamonjy. Fantatra tamin’izany moa fa paositra malagasy miisa roa no hanaovan’ny minisitera fanavaozana tahaka izao ato ho ato raha tanjona lavitr’ezaka kosa ny fametrahana  « distributeur automatique » amin’ny taona 2016.

 


 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT