Ny eo tsy tafarina, ny hafa may indray. Iray volana taorian地y nahamaizan地y 釘loc S� 菟r馭abriqu髞 fonenan地y mpianatra ao Andrainjato izay nahafatesana mpianatra iray dia nirehitra indray ny 釘loc P� omaly
. Fera hadino tao amin’ny efitra P2 no voalaza fa niandohan’ny afo, tokony ho tamin’ny misandratr’andro ary niitatra. Tsy nisy aina nafoy saingy potika tanteraka ny fitaovan’ny mpianatra miisa folo, raha enimpolo mianadahy no indray traboina vokatr’ity hain-trano ity. Nifandrimbonan’ny mpamonjy voinan’ny Kaominina sy ny Adema ary ny mpitandro ny filaminana ny famonoana ny afo. Natoby vonjimaika ao amin’ny CSB I Andrainjato ireo mpianatra traboina.
Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.