Iray amin’ireo kandida 5 hirotsaka hofidiana ho filohan’ny oniversiten’Antananarivo amin’ny 11 janoary ho avy izao, Atoa Ramanoelina Armand Panja.
31 taona no niasany tao amin’ity oniversite ity ary dia voasedra tamin’ny lafiny maro ny tenany izao izy nirotsaka hofidiana izao. “Mahazo matoky ny rehetra fa tena azo hametrahana fitokisana ny tenako”, hoy izy. Teknisianina rahateo ny lehilahy, araka ny fanazavana ihany. Raha ny traikefam-pitantanana dia efa nitondra ny departemantan’ny Agronomie nandritry ny 9 taona ity minisitry ny fambolena teo aloha ity ary efa talen’ny ESSA ihany koa nandritry ny 5 taona mahery. Mpikambana eo anivon’ny filankevitra siantifika eo anivon’ny Agence Universitaire de
Nangonin’i Soa
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.