Actualités

Oniversitem-panjakana Misy mikotrika korontana ?


  • Alarobia 25 Novambra 2015

Nanaitra ny nandrenesana nandritra ny lanonam-pitokanana ny Amphi vaovao an’ny lalampiofanana lalàna, toekarena

 

, fitantanana ary sôsiôlôjia ao amin’ny oniveristen’i Fianarantsoa ao Andrainjato ny alatsinainy teo, fa misy andian’olona mitety oniversite mikononkonona korontana, fa hoe tsy izy io rafitra LMD (Licence – Master – Doctorat) arahina eny amin’ny anjerimanontolo io. Tonga hatramin’ny hoe misy fizaram-bola 10.000 Ariary isan’olona, farafahakeliny, ao ambadik’izany. Mahalala ny fisian’io ketrika io ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ary milaza fa “mandray andraikitra manoloana izany”.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT