Actualités

Olom-pirenena ankehitriny Te hampandini-tena mpitondra, hoy VaMi


  • Zoma 16 Jona 2017

Te hampandini-tena ny mpitondra ankehitriny ireo olom-pirenena tsy manangan-tsaina, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko VAMI (Vahoaka miray), Vakiniadiana Gaby, raha naneho ny heviny mikasika ny antony maha vitsy ireo sainam-pirenena mitsangana isan-tokantrano amin’izao fotoana izao.

 Namidin’ny mpitondra ny tolona sy ra latsaka tamin’ny 1947, hoy izy, ary tsapan’ny olom-pirenena izany. Miharihary io amin’ny fivarotana ny tanintsika amin’ny vazaha sy sinoa sy karana ary tsy hoe tsy fitiavan-tanindrazana akory ilay antony tsy fananganan-tsaina fa sady fampandinihan-tena ny mpitondra hoe tsy nety ny nataony no sady fitakiana ny fametraham-pialany rahateo. Ireo vazaha indray no mandrafitra ny firenena Malagasy kanefa tsara ampatsiahivina, hoy ny tenany fa mpiara-miombon’antoka fa tsy mpiara-mitantana akory ny PNUD.

Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT