Actualités

NY AMPINGA Manomana mpikabary afaka miasa avy hatrany


  • Alarobia 22 Novambra 2017

Efa enin-taona sahady ankehitriny no nijoroan’ny Ampinga, fikambanana iray mampianatra kabary maimaimpoana tarihin’ny filoha mpanorina azy Atoa Mitahirifahendrena.

 An-jatony ireo mpianatra efa navoakany izay marihina fa afaka miatrika asa avy hatrany ankoatra ireo ankizy madinika. Mampiavaka Ny Ampinga ny fanaovana ny fampiharana hatrany amin’ny 95 % amin’ireo kabary rehetra hampianariny ny mpianatra. Izay mpianatra tena mahafehy ihany no raisiny ao amin’ny sampana Fanantenana  izay havoakany ho mpampianatra mihitsy ho an’ireo izay mazoto, fianarana maharitra roa taona. Fito volana kosa ho an’ireo hianatra tsotra. Mbola mitohy ny fandraisana mpianatra amin’izao na dia efa nanomboka tamin’ny fiandohan’ny volana novambra teo aza ny fianarana. Toerana telo no ahitana azy ireo dia ny eny Ambohimangakely, LTP Alarobia, ANS Ampefiloha…isaky ny alarobia, sabotsy ary alahady hariva manomboka amin’ny 2 folakandro.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT