Actualités

Nosy Varika 19,33% ny taham-pahafahana BEPC


  • Talata 03 Aogositra 2010


Ny alahady maraina mantsy no nanatontosana ny “délibération” na ny isa farany ambany ho an’ireo ankizy hafahana. Araka ny vaovao voaray, dia tsy araka ny nanampoizana azy ny voka-panadinana ho an’ny distrikan’i Nosy Varika. 19.33 %-n’ireo mpiadina tonga niatrika izany monja no afaka, Nitontongana tokoa ny salam-pahafahana raha oharina tamin’ny taon-dasa. Noho ny tsy fahampian’ny mpampianatra no anisan’ny antony goavana nahatonga izany, araka ny fanazavan’ny lehiben’ny fari-piadidiam-pampianarana any an-toerana. 

Patti

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT