Actualités

Mpiasan’ny Trésor -Toliara Mitaky ny fialan’ny minisitra Rivo Rakotovao


  • Zoma 13 Martsa 2015

Nitokona nanidy varavarana nanomboka omaly ny mpiasan’ny “trésor” ao Toliara. Tsotra ny antony raha ny fanazavan-dRtoa Rtoa Rambeloson Yvonne, delegen’ny mpiasa, fa « noho ny tsy fanarahan-dalŕna izay kasain’ny sasany hotanterahana eo amin’ny fitantanana ny volam-bahoaka, ny fijoroana amin’ny fiarovana izany sy ny fampiharana ny lalŕna eo amin’ny

 

fitantanana, ny fiarovana ny soatoavina sy ny ezaka efa vita, ary ny nanesorana nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly ny Tale jeneralinay, dia nanapa-kevitra ny mpiara-miasa rehetra fa hanakatona ny biraon’ny Tahirimbolam-panjakana nanomboka androany, ka nitokona nanidy trano »

 Havereno ny DGT , hoy ireo mpiasa

 Tsy hijanona ny fitokonana, raha tsy miala amin’ny toerany ny minisi-panjakana miadidy ny fanajariana ny tany, ary haverina ho DGT Atoa Robimanana Orlando, hoy ireo mpiasa. Raha ny loharanom-baovao dia anio amin’ny 11 ora no hatao ny famindran-draharaha eo amin’ny tale jeneraly vaovao Feno Pierre Jean sy ny teo aloha vao nesorina, kanefa lavin’ireo mpiasa izany.


 

Eric R.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT