Niteraka fitohanan’ny fifamoivoizana tamin’ny lalam-pirenena faha-2 ny lanonam-pamaranana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Tanora (JIJ) natao tao Moramanga omaly
. Nahatratra hatrany tamin’ny 4km ny fitanjozotran’ny fiara hiditra ny tanànan’i Moramanga. Telo andro nanomboka tamin’ny alatsinainy 10 aogositra ny fankalazana, ary nofaranana omaly. Nitarika ny lanonam-pamaranana tany an-toerana ny praiminisitra Ravelonarivo Jean. Lanonana natao teo anoloan’ny Tranompokonolona tsy lavitra ny lalam-pirenena faha-2.
Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.