Actualités

Ministra Andrianjato Razafindambo Vonison Andraikitra ny fanaraha-maso ny fandaniana “ordre du jour”


  • Zoma 13 Novambra 2015

Tsy maintsy manaraka ny fandaniana ny « ordre du jour » ety amin’ny Antenimieram-pirenena ny tenako amin’ny maha-minisitry ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana ahy,

 hoy ny ministra Andrianjato Razafindambo Vonison. Tsy midika velively akory izany hoe miditra amin’ny raharaha tokantranon’ny Antenimieram-pirenena ny tenaka fa vitan’ny fanaraha-maso ny zava-misy fotsiny no atao ety. Na dia nisy aza ny feo nanakiana fa tsy mety ny hampiarahana ny LFR sy LFI miaraka dia heveriko fa mahatsapa ny halehiben’ny fandinihana ity teti-bola ity ireo depiote isan’isany matoa nandany an’ireo volavolan-dalàna roa niaraka ireo ho dinihana manomboka amin’ny herinandro ho avy.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT