Actualités

Minisiteran’ny raharaham-bahiny Nanampy ireo mpiasa traboina ao aminy


  • Talata 10 Martsa 2015

Mahatratra 15 tokantrano amin’izao ireo mpiasan’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny etsy Anosy no traboina. Monina ao amin’ny ivontoerana misy ny minisitera ihany izy ireo izay hiangonan’ny rano avy eny Anosy sy ny lakandranon’Andriantany.

 

 Vokany, tonga hatrany an-trano ny rano no sady maimbo tsy azo iainana. Nahatsiaro azy ireo manokana ny minisitera notarihin’ny minisitra Attalah Beatrice omaly. Vary, menaka savony no natolotra tamin’izany niampy bodofotsy avy amin’ny vadin’ny filoha. Ankoatra azy 15 tokantrano ireo dia trano miisa enina ahitana olona 36 isa monina amin’ny trano sachet manodidina ny minisitera ihany koa no nahazo fanampiana. Vola avy tamin’ireo masoivohontsika miasa sy monina any ivelany moa no nampiasaina tamin’izany nampian’ireo malala-tanana maro.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT