Actualités

Menaka rongony Mihaodihaody eny Anosy ny mpivarotra


  • Alakamisy 07 Mey 2015

Fahasahiana tsy misy toy izany ! Eny amin’iny manodidina an’Anosy iny no mivarotra menaka rongony. Efa tambajotra mihitsy izy ity

 

. Miainga avy any Vangaindrano ny entana, misy mpitondra fotsiny, ary hafa ny mpivarotra. Nataon’ny polisy avy hatrany ny vela-pandrika ka tratra teo anoloan’ny hopitaly HJRA ny telo lahy mpivarotra. Nisy menaka rongony 5 litatra tratra niaraka tamin’izy ireo. Nosamborina teny amin’ny Complexe Ampefiloha ny lehilahy iray mpitondra ny entana avy any Vangaindrano. Amidiny 3 hetsy Ariary ny iray litatra amin’ilay menaka rongony. Natolotra ny fampanoavana omaly izy ireo ary notanana am-ponja vonjimaika.

 

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT