Actualités

Manome vahana ny fakana harem-pirenena Tsy ekena, hoy ny tanora Silamo


  • Alarobia 05 Jolay 2017

Nanao fanambarana tetsy Andravoahangy omaly ny solontenan-dry zareo tanora avy eo anivon’ny Cercle de reflexion inter-musulman fa efa vonoina mivantana amin’izao fotoana izao ny zaza Malagasy.

 

 

 Heno amin’ny haino aman-jery ireny vaksiny nahafaty zaza sy fanafody nomen’ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny fahasalamana tany Toliara ireny, hoy i Mamy Souali, nisolotena ity fikambanana ity. Tsy ekena koa, hoy izy, ny nambaran’ny filoha tany Frantsa, fa hatao tany fanararaotana (terre d’opportunité) i Madagasikara satria manome vahana ny vazaha haka ny harem-pirenena. Nanao antso avo ny tanora izy tsy hijery fotsiny ny zava-misy.

Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT