Actualités

Mandrosoa Ivato Lehilahy nipotsaka atidoha voahosin’ny taksibe


  • Alatsinainy 09 Novambra 2015

Nandriaka ny ra teny Mandrosoa Ivato omaly tokony ho tamin’ny fito ora sy folo hariva.

 

Lehilahy iray no maty tsy tra-drano voadonan’ny taksibe zotra D mihazo an’i Ivato. Nipotsaka teo afovoan’ny arabe ny atidohany, voahosin’ilay fiara Mercedes 307. Nahenoana fofon-toaka ilay niharan-doza, araka ny filazan’ireo nahita ny loza. Notazomina ao amin’ny paositry ny zandary Mandrosoa ny mpamilin’ilay taksibe taorian’ny loza.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT