Actualités

Mandrosoa Ivato Lehilahy iray nifampitolomana


  • Alakamisy 21 Mey 2015

Asa izay nahazo ity lehilahy iray sahabo ho 40 taona ity, fa dia lazainy fa «hoentinareo any anaty fonja ny tenany ka tsy

 

manaiky izany izy ka miantso vonjeo ary dia nifampitolomana sady nifanenjehana eran’ny tanimbary. Tao amin’i Jessica Mpanotra etsy Mandrosoa Ivato no nisian’ity tranga ity ary raha vao nosasan’i Jessica tamin’ny rano ny lohany dia somary tony ilay rangahy. Na izany aza dia mbola hendratrendratra be ihany ny tenany ary mitady lalana hitsoaka foana. Tsy nahatazona azy ny vady aman-janany raha tsy nisy olona hafa maromaro nanampy azy.

Nangonin’i Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT